Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
90 : 2

بِئۡسَمَا ٱشۡتَرَوۡاْ بِهِۦٓ أَنفُسَهُمۡ أَن يَكۡفُرُواْ بِمَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ بَغۡيًا أَن يُنَزِّلَ ٱللَّهُ مِن فَضۡلِهِۦ عَلَىٰ مَن يَشَآءُ مِنۡ عِبَادِهِۦۖ فَبَآءُو بِغَضَبٍ عَلَىٰ غَضَبٖۚ وَلِلۡكَٰفِرِينَ عَذَابٞ مُّهِينٞ

Zava-dratsy tokoa no natakalon'izy ireo ny fanahiny, tamin'ny tsy finoan'izy ireo izay nampidinin'i Allah, noho ny fialonana tsotra izao ny fampidinan'i Allah ny fahasoavany tamin'izay sitrany tamin'ireo mpanompony; ka nizaka fahatezerana ambonin'ny fahatezerana izy ireo. Ary ho an'ireo tsy mpino ny sazy manala baraka. info
التفاسير: