Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
83 : 2

وَإِذۡ أَخَذۡنَا مِيثَٰقَ بَنِيٓ إِسۡرَٰٓءِيلَ لَا تَعۡبُدُونَ إِلَّا ٱللَّهَ وَبِٱلۡوَٰلِدَيۡنِ إِحۡسَانٗا وَذِي ٱلۡقُرۡبَىٰ وَٱلۡيَتَٰمَىٰ وَٱلۡمَسَٰكِينِ وَقُولُواْ لِلنَّاسِ حُسۡنٗا وَأَقِيمُواْ ٱلصَّلَوٰةَ وَءَاتُواْ ٱلزَّكَوٰةَ ثُمَّ تَوَلَّيۡتُمۡ إِلَّا قَلِيلٗا مِّنكُمۡ وَأَنتُم مُّعۡرِضُونَ

Ary tsarovinareo raha nandray fifanekena tamin'ireo zanak'Israely Izahay hoe : " Tsy hanompo afa-tsy Allah ianareo, ary aoka ianareo hanao tsara amin'ireo ray aman-dreny, ary amin'ireo fianakaviana sy ireo kamboty ary ireo olona sahirana; ary manaova teny mendrika amin'olona sy manangàna Soalat ary mamoaha Zakat ianareo ". Avy teo dia nivadika ianareo afa-tsy olom-bitsy taminareo ihany, ary nomenareo lamosina izany. info
التفاسير: