Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
55 : 2

وَإِذۡ قُلۡتُمۡ يَٰمُوسَىٰ لَن نُّؤۡمِنَ لَكَ حَتَّىٰ نَرَى ٱللَّهَ جَهۡرَةٗ فَأَخَذَتۡكُمُ ٱلصَّٰعِقَةُ وَأَنتُمۡ تَنظُرُونَ

Ary tsarovinareo raha niteny ianareo hoe : " Ry Moussa ! Tsy hino anao velively izahay raha tsy efa mahita an’i Allah mibaribary ". Ka naripak'ilay varatra ianareo, ary nijery fotsiny teo. info
التفاسير: