Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
235 : 2

وَلَا جُنَاحَ عَلَيۡكُمۡ فِيمَا عَرَّضۡتُم بِهِۦ مِنۡ خِطۡبَةِ ٱلنِّسَآءِ أَوۡ أَكۡنَنتُمۡ فِيٓ أَنفُسِكُمۡۚ عَلِمَ ٱللَّهُ أَنَّكُمۡ سَتَذۡكُرُونَهُنَّ وَلَٰكِن لَّا تُوَاعِدُوهُنَّ سِرًّا إِلَّآ أَن تَقُولُواْ قَوۡلٗا مَّعۡرُوفٗاۚ وَلَا تَعۡزِمُواْ عُقۡدَةَ ٱلنِّكَاحِ حَتَّىٰ يَبۡلُغَ ٱلۡكِتَٰبُ أَجَلَهُۥۚ وَٱعۡلَمُوٓاْ أَنَّ ٱللَّهَ يَعۡلَمُ مَا فِيٓ أَنفُسِكُمۡ فَٱحۡذَرُوهُۚ وَٱعۡلَمُوٓاْ أَنَّ ٱللَّهَ غَفُورٌ حَلِيمٞ

Ary tsy fahotàna ho anareo ny mampiseho ny fangatahanareo ireny vehivavy ireny ho andefimandrinareo, na ny fanafenanareo izany faniriana izany ao anatinareo. Fantatr’Allah fa hahatsiaro azy ireny ianareo. Kanefa, aoka ianareo tsy hampanantena zavatra azy ireny any amin’ny takona afa-tsy ny filazana ny marina. Ary aza manapa-kevitra ny hanao fifanekem-panambadiana raha tsy efa tapitra ny fepotoana voarakitra mikasika izany. Ary aoka ho fantatrareo, fa Allah no Mahafantatra izay ao amin’ny tenanareo. Ka mitandrema Aminy ianareo, ary fantaro ihany koa, fa Allah dia Mpamela heloka sy be fangorahana. info
التفاسير: