Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
114 : 2

وَمَنۡ أَظۡلَمُ مِمَّن مَّنَعَ مَسَٰجِدَ ٱللَّهِ أَن يُذۡكَرَ فِيهَا ٱسۡمُهُۥ وَسَعَىٰ فِي خَرَابِهَآۚ أُوْلَٰٓئِكَ مَا كَانَ لَهُمۡ أَن يَدۡخُلُوهَآ إِلَّا خَآئِفِينَۚ لَهُمۡ فِي ٱلدُّنۡيَا خِزۡيٞ وَلَهُمۡ فِي ٱلۡأٓخِرَةِ عَذَابٌ عَظِيمٞ

Ary iza no mpanao ny tsy rariny mihoatra izay manakana ny fahatsiarovana ny anaran'i Tompo Allah amin'ireny tranon'i Tompo Allah ireny (Masjid), ary miezaka ny hamotika izany ? Ireny olona ireny dia tsy tokony hiditra amin'izany (Masjid izany) afa-tsy amin'ny tahotra ka ety an-tany dia fahafaham-baraka no ho azy ireo; ary any ankoatra dia ho azy ireo ny famaizana goavana indrindra. info
التفاسير: