Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
113 : 2

وَقَالَتِ ٱلۡيَهُودُ لَيۡسَتِ ٱلنَّصَٰرَىٰ عَلَىٰ شَيۡءٖ وَقَالَتِ ٱلنَّصَٰرَىٰ لَيۡسَتِ ٱلۡيَهُودُ عَلَىٰ شَيۡءٖ وَهُمۡ يَتۡلُونَ ٱلۡكِتَٰبَۗ كَذَٰلِكَ قَالَ ٱلَّذِينَ لَا يَعۡلَمُونَ مِثۡلَ قَوۡلِهِمۡۚ فَٱللَّهُ يَحۡكُمُ بَيۡنَهُمۡ يَوۡمَ ٱلۡقِيَٰمَةِ فِيمَا كَانُواْ فِيهِ يَخۡتَلِفُونَ

Ary hoy ireo Jiosy : “Tsinontsinona ireo Kristianina (tsy amin’ny fahamarinana)”, ary hoy ihany koa ireo Kristianina : “Tsinontsinona ireo Jiosy”, kanefa dia samy mamaky mandrakariva ny boky izy ireny! Tsy misy valaka amin’izany fitenin-dry zareo izany ihany koa no nolazain’ireo olona tsy mahalàla na inona na inona. Ka Allah no hitsara azy ireo amin’izay nampifanolana azy amin’ny andro fitsanganana. info
التفاسير: