Firo maanaaji al-quraan tedduɗo oo - Eggo e ɗemngal Malagasi - Ñiiɓirde Ruwwad ngam Eggude.

external-link copy
63 : 11

قَالَ يَٰقَوۡمِ أَرَءَيۡتُمۡ إِن كُنتُ عَلَىٰ بَيِّنَةٖ مِّن رَّبِّي وَءَاتَىٰنِي مِنۡهُ رَحۡمَةٗ فَمَن يَنصُرُنِي مِنَ ٱللَّهِ إِنۡ عَصَيۡتُهُۥۖ فَمَا تَزِيدُونَنِي غَيۡرَ تَخۡسِيرٖ

Nilaza Izy ka nanao hoe : " Oh ry vahoakako ! ahoana ny hevitrareo raha miankina tanteraka amin’ny porofo mazava avy amin’ny Tompoko Aho, ary raha misy famindram-po azoko avy Aminy, iza àry no hiaro Ahy eo anatrehan’i Allah raha tsy mankato Azy Aho ? Tsy manao afa-tsy ny mampitombo ny faty antoko Ianareo. info
التفاسير: