ترجمهٔ معانی قرآن کریم - ترجمه‌ى مالاگاشی - مرکز ترجمه‌ى رواد

external-link copy
108 : 9

لَا تَقُمۡ فِيهِ أَبَدٗاۚ لَّمَسۡجِدٌ أُسِّسَ عَلَى ٱلتَّقۡوَىٰ مِنۡ أَوَّلِ يَوۡمٍ أَحَقُّ أَن تَقُومَ فِيهِۚ فِيهِ رِجَالٞ يُحِبُّونَ أَن يَتَطَهَّرُواْۚ وَٱللَّهُ يُحِبُّ ٱلۡمُطَّهِّرِينَ

Aza mitsangana mihitsy Ianao (manao soalat) ao amin’izany (toerana izany) fa ny masjid naorina tamin’ny fatahorana Allah hatramin’ny Andro voalohany no mendrika kokoa hitsangananao (hanaovana soalat) ao Aminy. Misy Olona mitady hanadio ny tenany (fanahiny) ao, ary Allah dia tia Olona madio. info
التفاسير: