ترجمهٔ معانی قرآن کریم - ترجمه‌ى مالاگاشی - مرکز ترجمه‌ى رواد

external-link copy
143 : 4

مُّذَبۡذَبِينَ بَيۡنَ ذَٰلِكَ لَآ إِلَىٰ هَٰٓؤُلَآءِ وَلَآ إِلَىٰ هَٰٓؤُلَآءِۚ وَمَن يُضۡلِلِ ٱللَّهُ فَلَن تَجِدَ لَهُۥ سَبِيلٗا

Misalasala eo anivon’izany izy ireo, sady tsy anisan’ny andaniny no tsy anisan’ny ankilany. Ary n'iza n'iza verezin’I Allah, dia tsy hahita lalana ho azy ianao. info
التفاسير: