ترجمهٔ معانی قرآن کریم - ترجمه‌ى مالاگاشی - مرکز ترجمه‌ى رواد

external-link copy
132 : 4

وَلِلَّهِ مَا فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَمَا فِي ٱلۡأَرۡضِۚ وَكَفَىٰ بِٱللَّهِ وَكِيلًا

Ary an’I Allah irery ihany izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany. Ary tena ampy ho Mpiantoka I Allah. info
التفاسير: