ترجمهٔ معانی قرآن کریم - ترجمه‌ى مالاگاشی - مرکز ترجمه‌ى رواد

external-link copy
90 : 3

إِنَّ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ بَعۡدَ إِيمَٰنِهِمۡ ثُمَّ ٱزۡدَادُواْ كُفۡرٗا لَّن تُقۡبَلَ تَوۡبَتُهُمۡ وَأُوْلَٰٓئِكَ هُمُ ٱلضَّآلُّونَ

Hamafisina fa ireo izay tsy nino taorian’ny finoan’izy ireo, ka nampitombo hatrany ny tsy finoany, dia tsy ho raisina intsony ny fibebahan’izy ireo. Ary izy ireny no very tanteraka. info
التفاسير: