ترجمهٔ معانی قرآن کریم - ترجمه‌ى مالاگاشی - مرکز ترجمه‌ى رواد

external-link copy
44 : 3

ذَٰلِكَ مِنۡ أَنۢبَآءِ ٱلۡغَيۡبِ نُوحِيهِ إِلَيۡكَۚ وَمَا كُنتَ لَدَيۡهِمۡ إِذۡ يُلۡقُونَ أَقۡلَٰمَهُمۡ أَيُّهُمۡ يَكۡفُلُ مَرۡيَمَ وَمَا كُنتَ لَدَيۡهِمۡ إِذۡ يَخۡتَصِمُونَ

Izany dia anisan’ireo fanambarana vaovao miafina izay ampitanay Aminao. Ary tsy teo amin’izy ireo Ianao raha nanipy ny peniny izy ireo : iza amin’izy ireo no hiahy an’i Mariamo ! Ary tsy teo amin’izy ireo Ianao raha nifamaly izy ireo. info
التفاسير: