ترجمهٔ معانی قرآن کریم - ترجمه‌ى مالاگاشی - مرکز ترجمه‌ى رواد

external-link copy
5 : 25

وَقَالُوٓاْ أَسَٰطِيرُ ٱلۡأَوَّلِينَ ٱكۡتَتَبَهَا فَهِيَ تُمۡلَىٰ عَلَيۡهِ بُكۡرَةٗ وَأَصِيلٗا

Ary niteny izy ireo hoe : "Anganon’ireo Ntaolo fahiny izay nampanoratiny izany ! Ka tononina aminy maraina sy hariva”. info
التفاسير: