ترجمهٔ معانی قرآن کریم - ترجمه‌ى مالاگاشی - مرکز ترجمه‌ى رواد

external-link copy
49 : 25

لِّنُحۡـِۧيَ بِهِۦ بَلۡدَةٗ مَّيۡتٗا وَنُسۡقِيَهُۥ مِمَّا خَلَقۡنَآ أَنۡعَٰمٗا وَأَنَاسِيَّ كَثِيرٗا

Mba hamelomanay amin’ny alalan’izany ny tanana efa maty, sy hampisotronay ireo izay noharianay, dia ireo biby (fiompy) sy olombelona maro. info
التفاسير: