ترجمهٔ معانی قرآن کریم - ترجمه‌ى مالاگاشی - مرکز ترجمه‌ى رواد

external-link copy
27 : 25

وَيَوۡمَ يَعَضُّ ٱلظَّالِمُ عَلَىٰ يَدَيۡهِ يَقُولُ يَٰلَيۡتَنِي ٱتَّخَذۡتُ مَعَ ٱلرَّسُولِ سَبِيلٗا

Ny andro izay hanaikeran’ny mpanao ny tsy rariny ny tanany roa, ka hiteny izy hoe : “Indrisy ! Raha mba niara-dalana tamin’ilay Iraka mantsy aho !”. info
التفاسير: