ترجمهٔ معانی قرآن کریم - ترجمه‌ى مالاگاشی - مرکز ترجمه‌ى رواد

external-link copy
96 : 2

وَلَتَجِدَنَّهُمۡ أَحۡرَصَ ٱلنَّاسِ عَلَىٰ حَيَوٰةٖ وَمِنَ ٱلَّذِينَ أَشۡرَكُواْۚ يَوَدُّ أَحَدُهُمۡ لَوۡ يُعَمَّرُ أَلۡفَ سَنَةٖ وَمَا هُوَ بِمُزَحۡزِحِهِۦ مِنَ ٱلۡعَذَابِ أَن يُعَمَّرَۗ وَٱللَّهُ بَصِيرُۢ بِمَا يَعۡمَلُونَ

Ary ho hitanao aza fa izy ireo no olona tena fatra-pifikirana indrindra amin'ny fiainana, eny fa mbola mihoatra ireo mpanompo sampy. ny olona iray amin'izy ireo dia maniry mihitsy ny hiaina mandritry ny arivo taona. tsy manalavitra azy amin'ny sazy anefa izany halavam-piainana izany. ary Allah dia mahita tsara izay ataon'izy ireo. info
التفاسير: