আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
57 : 7

وَهُوَ ٱلَّذِي يُرۡسِلُ ٱلرِّيَٰحَ بُشۡرَۢا بَيۡنَ يَدَيۡ رَحۡمَتِهِۦۖ حَتَّىٰٓ إِذَآ أَقَلَّتۡ سَحَابٗا ثِقَالٗا سُقۡنَٰهُ لِبَلَدٖ مَّيِّتٖ فَأَنزَلۡنَا بِهِ ٱلۡمَآءَ فَأَخۡرَجۡنَا بِهِۦ مِن كُلِّ ٱلثَّمَرَٰتِۚ كَذَٰلِكَ نُخۡرِجُ ٱلۡمَوۡتَىٰ لَعَلَّكُمۡ تَذَكَّرُونَ

Ary Izy no mandefa ireo rivotra ho fanambarana mialoha ny famindram-pony. Ka rehefa mitondra rahona mavesatra izany dia tarihanay any amin’ny tany maty (karakaina), ary dia ampidininay amin’ny alàlan’izany ny rano, ka hamoahanay ireo karazam-boankazo rehetra. Tahaka izany koa no hamoahanay ireo maty. Angamba hahatsiaro tena ianareo. info
التفاسير: