আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
4 : 7

وَكَم مِّن قَرۡيَةٍ أَهۡلَكۡنَٰهَا فَجَآءَهَا بَأۡسُنَا بَيَٰتًا أَوۡ هُمۡ قَآئِلُونَ

Ary firifiry amin’ny tanàna no nopotehinay ! Tonga taminy tampoka ny fahenjananay tamin’ny alina na koa tamin’ny atoandro rehefa teo am-pialan-tsasatra izy ireo. info
التفاسير: