আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
202 : 7

وَإِخۡوَٰنُهُمۡ يَمُدُّونَهُمۡ فِي ٱلۡغَيِّ ثُمَّ لَا يُقۡصِرُونَ

Fa ireo rahalahin’i Satana kosa (ireo tsy mpino) dia manosika azy ireo amin’ny fahaverezena, ary tsy mitsahatra amin’izany izy. info
التفاسير: