আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
4 : 66

إِن تَتُوبَآ إِلَى ٱللَّهِ فَقَدۡ صَغَتۡ قُلُوبُكُمَاۖ وَإِن تَظَٰهَرَا عَلَيۡهِ فَإِنَّ ٱللَّهَ هُوَ مَوۡلَىٰهُ وَجِبۡرِيلُ وَصَٰلِحُ ٱلۡمُؤۡمِنِينَۖ وَٱلۡمَلَٰٓئِكَةُ بَعۡدَ ذَٰلِكَ ظَهِيرٌ

Raha mibebaka amin’Allah ianareo roa dia efa malefaka ny fonareo, fa raha mifanampy hanohitra ny Mpaminany kosa ianareo dia Allah no mpiahy azy,sy i Gabriely ary ireo mendrika amin’ireo mpino ary manampy izany koa ireo Anjely rehetra. info
التفاسير: