আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
58 : 6

قُل لَّوۡ أَنَّ عِندِي مَا تَسۡتَعۡجِلُونَ بِهِۦ لَقُضِيَ ٱلۡأَمۡرُ بَيۡنِي وَبَيۡنَكُمۡۗ وَٱللَّهُ أَعۡلَمُ بِٱلظَّٰلِمِينَ

Teneno hoe : “Raha toa ka ananako izay tadiavinareo ho hafainganina dia tena tapitra teo ny raharaha eo amiko sy aminareo”. Ary I Allah no Mahalala kokoa ireo mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: