আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
56 : 6

قُلۡ إِنِّي نُهِيتُ أَنۡ أَعۡبُدَ ٱلَّذِينَ تَدۡعُونَ مِن دُونِ ٱللَّهِۚ قُل لَّآ أَتَّبِعُ أَهۡوَآءَكُمۡ قَدۡ ضَلَلۡتُ إِذٗا وَمَآ أَنَا۠ مِنَ ٱلۡمُهۡتَدِينَ

Teneno hoe : “Tena norarana aho mba tsy hanompo ireo izay italahoanareo ankoatr’I Allah”. Teneno hoe : “Izaho dia tsy mba hanaraka ny hetahetam-ponareo; Tena very aho raha manaraka izany ary tsy ho anisan’ireo mpanaraka ny lala-mahitsy aho”. info
التفاسير: