আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

পৃষ্ঠা নং:close

external-link copy
70 : 55

فِيهِنَّ خَيۡرَٰتٌ حِسَانٞ

Hisy tsara fitondran-tena sy tsara tarehy ao. info
التفاسير:

external-link copy
71 : 55

فَبِأَيِّ ءَالَآءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ

Fa inona amin’ireo soa avy amin’nyTomponareo àry no lavinareo ? info
التفاسير:

external-link copy
72 : 55

حُورٞ مَّقۡصُورَٰتٞ فِي ٱلۡخِيَامِ

Tovovavin’ny paradisa mihidy ao amin’ny tranolay, info
التفاسير:

external-link copy
73 : 55

فَبِأَيِّ ءَالَآءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ

Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ? info
التفاسير:

external-link copy
74 : 55

لَمۡ يَطۡمِثۡهُنَّ إِنسٞ قَبۡلَهُمۡ وَلَا جَآنّٞ

Izay tsy mbola niray ara-nofo tamin'olona na djiny talohan’izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
75 : 55

فَبِأَيِّ ءَالَآءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ

Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ? info
التفاسير:

external-link copy
76 : 55

مُتَّكِـِٔينَ عَلَىٰ رَفۡرَفٍ خُضۡرٖ وَعَبۡقَرِيٍّ حِسَانٖ

Hitehin-kiho eo ambony ondan-tseza maitso sy karipetra matevina sady tsara izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
77 : 55

فَبِأَيِّ ءَالَآءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ

Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ? info
التفاسير:

external-link copy
78 : 55

تَبَٰرَكَ ٱسۡمُ رَبِّكَ ذِي ٱلۡجَلَٰلِ وَٱلۡإِكۡرَامِ

Hamasinina anie ny Anaran’ny Tomponao, izay feno fahamboniana sy fahamendrehana ! info
التفاسير: