আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
22 : 42

تَرَى ٱلظَّٰلِمِينَ مُشۡفِقِينَ مِمَّا كَسَبُواْ وَهُوَ وَاقِعُۢ بِهِمۡۗ وَٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ فِي رَوۡضَاتِ ٱلۡجَنَّاتِۖ لَهُم مَّا يَشَآءُونَ عِندَ رَبِّهِمۡۚ ذَٰلِكَ هُوَ ٱلۡفَضۡلُ ٱلۡكَبِيرُ

Ho hitanao fa hatahotra noho izay nataony ireo mpanao ny tsy rariny, ary dia hihatra amin’izy ireo ny fanasaziana. Fa ireo izay mino sy manao asa soa kosa, dia ho any amin’ireo zaridainan’ny Paradisa, ka hahazo izay tiany any amin’ny Tompony izy ireo. Izany no fahasoavana lehibe. info
التفاسير: