আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
34 : 3

ذُرِّيَّةَۢ بَعۡضُهَا مِنۢ بَعۡضٖۗ وَٱللَّهُ سَمِيعٌ عَلِيمٌ

Taranaka mifandimby, ny andaniny nipoitra avy amin'ny ankilany. Ary i Allah dia tena Maheno sy Mahalala ny zava-drehetra. info
التفاسير: