আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
6 : 28

وَنُمَكِّنَ لَهُمۡ فِي ٱلۡأَرۡضِ وَنُرِيَ فِرۡعَوۡنَ وَهَٰمَٰنَ وَجُنُودَهُمَا مِنۡهُم مَّا كَانُواْ يَحۡذَرُونَ

Ary ho manam-pahefana izy ireo eto an-tany, ary hasehonay amin’i Faraona, amin’i Hamàna ary amin’ny miaramilan’izy roa, amin’ny alalan’izy ireo (zanak’Israely), izay natahoran’izy ireo. info
التفاسير: