আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
57 : 24

لَا تَحۡسَبَنَّ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ مُعۡجِزِينَ فِي ٱلۡأَرۡضِۚ وَمَأۡوَىٰهُمُ ٱلنَّارُۖ وَلَبِئۡسَ ٱلۡمَصِيرُ

Aza mihevitra ianao fa ireo izay tsy mino dia afaka hanohitra ny fahefan’I Allah eto an-tany, ny toeram-pialofan’izy ireo dia ny afo be, fiafarana ratsy tokoa Izany. info
التفاسير: