আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
72 : 22

وَإِذَا تُتۡلَىٰ عَلَيۡهِمۡ ءَايَٰتُنَا بَيِّنَٰتٖ تَعۡرِفُ فِي وُجُوهِ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ ٱلۡمُنكَرَۖ يَكَادُونَ يَسۡطُونَ بِٱلَّذِينَ يَتۡلُونَ عَلَيۡهِمۡ ءَايَٰتِنَاۗ قُلۡ أَفَأُنَبِّئُكُم بِشَرّٖ مِّن ذَٰلِكُمُۚ ٱلنَّارُ وَعَدَهَا ٱللَّهُ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْۖ وَبِئۡسَ ٱلۡمَصِيرُ

Ary raha tanisaina amin’izy ireo, ireo Fanambaranay miharihary, dia ho tsikaritrao eny amin’ny tarehin’ireo izay tsy nino ny fankahalana. Efa te-hamely ireo izay mitory ireo Fanambaranay aminy izy ireo.Teneno hoe : “Ho lazaiko anareo va ny zava-dratsy aterak'izany ? Ny Afo: izany no nampanantenain’I Allah ireo izay tsy nino. Ary tena ratsy tokoa izany fiafarana izany !” info
التفاسير: