আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
29 : 21

۞ وَمَن يَقُلۡ مِنۡهُمۡ إِنِّيٓ إِلَٰهٞ مِّن دُونِهِۦ فَذَٰلِكَ نَجۡزِيهِ جَهَنَّمَۚ كَذَٰلِكَ نَجۡزِي ٱلظَّٰلِمِينَ

Ary na iza na iza amin’izy ireo miteny hoe :“Tena marina fa izaho no zanahary ankoatr'Azy”. Koa ny valiny omenay azy dia ny afobe ary tahaka izany no hamalinay ireo mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: