আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
28 : 21

يَعۡلَمُ مَا بَيۡنَ أَيۡدِيهِمۡ وَمَا خَلۡفَهُمۡ وَلَا يَشۡفَعُونَ إِلَّا لِمَنِ ٱرۡتَضَىٰ وَهُم مِّنۡ خَشۡيَتِهِۦ مُشۡفِقُونَ

Mahafantatra izay talohan’izy ireo sy izay aorian’izy ireo Izy. Ary tsy afaka manelanelana izy ireo raha tsy amin’izay ankasitrahany, izy ireo dia tena mangovitra nohon'ny fatahorana Azy. info
التفاسير: