আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
56 : 20

وَلَقَدۡ أَرَيۡنَٰهُ ءَايَٰتِنَا كُلَّهَا فَكَذَّبَ وَأَبَىٰ

Efa nasehonay Azy (Faraona) daholo ireo zava-mahagaga rehetra avy Aminay; saingy nolazainy fa lainga izany, ary nandà Izy. info
التفاسير: