আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
14 : 2

وَإِذَا لَقُواْ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ قَالُوٓاْ ءَامَنَّا وَإِذَا خَلَوۡاْ إِلَىٰ شَيَٰطِينِهِمۡ قَالُوٓاْ إِنَّا مَعَكُمۡ إِنَّمَا نَحۡنُ مُسۡتَهۡزِءُونَ

Ary rehefa mifanena amin’ireo olona mpino izy ireo, dia milaza hoe : “Mino izahay”; saingy rehefa any an-takonana miaraka amin’ireo satana namany izy, dia manamafy fa : “Izahay dia tena miaraka aminareo; fa vazivazy fotsiny no ataonay”. info
التفاسير: