আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
6 : 17

ثُمَّ رَدَدۡنَا لَكُمُ ٱلۡكَرَّةَ عَلَيۡهِمۡ وَأَمۡدَدۡنَٰكُم بِأَمۡوَٰلٖ وَبَنِينَ وَجَعَلۡنَٰكُمۡ أَكۡثَرَ نَفِيرًا

Avy eo, dia naverinay taminareo ny tanjaka hamaly faty azy ireo ary nampitomboinay tanjaka ianareo amin’ny fananana harena sy zanaka. Ka nataonay vahoaka maro an’isa tokoa ianareo. info
التفاسير: