আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
48 : 17

ٱنظُرۡ كَيۡفَ ضَرَبُواْ لَكَ ٱلۡأَمۡثَالَ فَضَلُّواْ فَلَا يَسۡتَطِيعُونَ سَبِيلٗا

Jereo, ahoana ny fanoharana ataon’izy ireo Anao ! Very lalana tokoa izy ireo, ka tsy afaka mahita lalana intsony (mankany amin’ny fahamarinana). info
التفاسير: