আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
5 : 14

وَلَقَدۡ أَرۡسَلۡنَا مُوسَىٰ بِـَٔايَٰتِنَآ أَنۡ أَخۡرِجۡ قَوۡمَكَ مِنَ ٱلظُّلُمَٰتِ إِلَى ٱلنُّورِ وَذَكِّرۡهُم بِأَيَّىٰمِ ٱللَّهِۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَأٓيَٰتٖ لِّكُلِّ صَبَّارٖ شَكُورٖ

Tena marina fa, nandefa an’i Mosa (A,s) (Mosesy) Izahay niaraka tamin’ny fahagagana avy Aminay (sady niteny taminy hoe) : ” Avoahy ao amin’ny haizina ny vahoakanao ho any amin’ny fahazavana ary ampahatsiahivo azy Ireo ny andron’i Allah ” (Ireo fahasoavany) ”. Tena marina fa amin’izany rehetra izany, dia misy Famantarana ho an’izay be faharetana sy feno fankasitrahana. info
التفاسير: