আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
41 : 11

۞ وَقَالَ ٱرۡكَبُواْ فِيهَا بِسۡمِ ٱللَّهِ مَجۡر۪ىٰهَا وَمُرۡسَىٰهَآۚ إِنَّ رَبِّي لَغَفُورٞ رَّحِيمٞ

Ary niteny Izy nanao hoe : " Miakara ao anatiny Ianareo. Amin’ny anaran’i Allah no handehanany sy hirosoany. Tena marina fa ny Tompoko dia Mpamela heloka sy be Fiantrana ”. info
التفاسير: