আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
13 : 11

أَمۡ يَقُولُونَ ٱفۡتَرَىٰهُۖ قُلۡ فَأۡتُواْ بِعَشۡرِ سُوَرٖ مِّثۡلِهِۦ مُفۡتَرَيَٰتٖ وَٱدۡعُواْ مَنِ ٱسۡتَطَعۡتُم مِّن دُونِ ٱللَّهِ إِن كُنتُمۡ صَٰدِقِينَ

Na koa hiteny izy ireo hanao hoe : " Noforonony izany (koroany) izany. Lazao hoe : " Mitondraha àry Ianareo toko folo mitovy amin’ity, izay noforoninareo, ary antsoy izay afaka hanampy Anareo ankoatr’i Allah raha marina ny teninareo. info
التفاسير: