আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

Houd

external-link copy
1 : 11

الٓرۚ كِتَٰبٌ أُحۡكِمَتۡ ءَايَٰتُهُۥ ثُمَّ فُصِّلَتۡ مِن لَّدُنۡ حَكِيمٍ خَبِيرٍ

ALIF, LAM, RA. Ity dia Boky voarindra tanteraka ny andian-teniny sy voazava amin’ny antsipiriany, avy amin’ilay be Fahendrena sy Mpahalala ny zava-drehetra. info
التفاسير: