আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

Al-kàfiroun

external-link copy
1 : 109

قُلۡ يَٰٓأَيُّهَا ٱلۡكَٰفِرُونَ

Lazao hoe : "O ! Ianareo tsy mpino," info
التفاسير:

external-link copy
2 : 109

لَآ أَعۡبُدُ مَا تَعۡبُدُونَ

Izaho dia tsy manompo izay tompoinareo. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 109

وَلَآ أَنتُمۡ عَٰبِدُونَ مَآ أَعۡبُدُ

Ary ianareo koa dia tsy manompo izay tompoiko. info
التفاسير:

external-link copy
4 : 109

وَلَآ أَنَا۠ عَابِدٞ مَّا عَبَدتُّمۡ

Eny ! tsy hanompo izay tompoinareo aho na oviana na oviana ! info
التفاسير:

external-link copy
5 : 109

وَلَآ أَنتُمۡ عَٰبِدُونَ مَآ أَعۡبُدُ

Ary ianareo koa dia tsy hanompo izay tompoiko. info
التفاسير:

external-link copy
6 : 109

لَكُمۡ دِينُكُمۡ وَلِيَ دِينِ

Ho anareo ny fivavahanareo, ary ho ahy kosa ny fivavahako ! info
التفاسير: