আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

Al-qàri'ah

external-link copy
1 : 101

ٱلۡقَارِعَةُ

Ilay mikotrokotroka ! info
التفاسير:

external-link copy
2 : 101

مَا ٱلۡقَارِعَةُ

Inona moa ilay mikotrokotroka ? info
التفاسير:

external-link copy
3 : 101

وَمَآ أَدۡرَىٰكَ مَا ٱلۡقَارِعَةُ

Moa fantatrao va ilay mikotrokotroka ? info
التفاسير:

external-link copy
4 : 101

يَوۡمَ يَكُونُ ٱلنَّاسُ كَٱلۡفَرَاشِ ٱلۡمَبۡثُوثِ

Dia ilay andro hahatonga ny olona ho toin'ny lolo mielim-patrana. info
التفاسير:

external-link copy
5 : 101

وَتَكُونُ ٱلۡجِبَالُ كَٱلۡعِهۡنِ ٱلۡمَنفُوشِ

Sy ireo tendrombohitra ho toy ny volon'ondry voahety. info
التفاسير:

external-link copy
6 : 101

فَأَمَّا مَن ثَقُلَتۡ مَوَٰزِينُهُۥ

Ka ho an'izay mavesa-danja ny asa soa vitany. info
التفاسير:

external-link copy
7 : 101

فَهُوَ فِي عِيشَةٖ رَّاضِيَةٖ

Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy ireo ! info
التفاسير:

external-link copy
8 : 101

وَأَمَّا مَنۡ خَفَّتۡ مَوَٰزِينُهُۥ

Fa ho an'izay maivan-danja kosa ny asa soa vitany. info
التفاسير:

external-link copy
9 : 101

فَأُمُّهُۥ هَاوِيَةٞ

Ny lavaka mangitsongitsoka no fonenan'izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
10 : 101

وَمَآ أَدۡرَىٰكَ مَا هِيَهۡ

Moa va fantatrao izany lavaka mangitsokitsoka izany ? info
التفاسير:

external-link copy
11 : 101

نَارٌ حَامِيَةُۢ

Afo mivaivay izay tsy izy. info
التفاسير: