আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
28 : 10

وَيَوۡمَ نَحۡشُرُهُمۡ جَمِيعٗا ثُمَّ نَقُولُ لِلَّذِينَ أَشۡرَكُواْ مَكَانَكُمۡ أَنتُمۡ وَشُرَكَآؤُكُمۡۚ فَزَيَّلۡنَا بَيۡنَهُمۡۖ وَقَالَ شُرَكَآؤُهُم مَّا كُنتُمۡ إِيَّانَا تَعۡبُدُونَ

Ary amin’ny Andro hanangonanay azy rehetra, avy eo dia hiteny Izahay amin’ireo izay nanakambana Allah amin’ny hafa hoe : " Raiso ny toeranareo, Ianareo sy ireo mpiombon’antoka taminareo.” Hampisarahanay izy ireo ary hiteny ireo mpiombon’antoka amin’izy ireo hanao hoe : " Tsy Izahay velively no notompoinareo.” info
التفاسير: