আল-কোৰআনুল কাৰীমৰ অৰ্থানুবাদ - মালাগাছি অনুবাদ- মৰ্কজ ৰুওৱাদুত তাৰ্জামাহ

external-link copy
20 : 10

وَيَقُولُونَ لَوۡلَآ أُنزِلَ عَلَيۡهِ ءَايَةٞ مِّن رَّبِّهِۦۖ فَقُلۡ إِنَّمَا ٱلۡغَيۡبُ لِلَّهِ فَٱنتَظِرُوٓاْ إِنِّي مَعَكُم مِّنَ ٱلۡمُنتَظِرِينَ

Ary niteny izy ireo ka nanao hoe : " Raha mba misy fahagagana midina Aminy avy amin’ny Tompony ! ” Teneno hoe : " Izao ihany no izy, ho an’i Allah irery ihany ny zava-miafina, koa miandrasa Ianareo fa Izaho koa dia anisan’ny mpiandry miaraka Aminareo. info
التفاسير: