ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
187 : 7

يَسۡـَٔلُونَكَ عَنِ ٱلسَّاعَةِ أَيَّانَ مُرۡسَىٰهَاۖ قُلۡ إِنَّمَا عِلۡمُهَا عِندَ رَبِّيۖ لَا يُجَلِّيهَا لِوَقۡتِهَآ إِلَّا هُوَۚ ثَقُلَتۡ فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِۚ لَا تَأۡتِيكُمۡ إِلَّا بَغۡتَةٗۗ يَسۡـَٔلُونَكَ كَأَنَّكَ حَفِيٌّ عَنۡهَاۖ قُلۡ إِنَّمَا عِلۡمُهَا عِندَ ٱللَّهِ وَلَٰكِنَّ أَكۡثَرَ ٱلنَّاسِ لَا يَعۡلَمُونَ

Hanontany anao izy ireo momba ilay Ora hoe : “Rahoviana no higadonan’izany ?” Teneno hoe : “Ny Tompoko irery ihany no manana fahalalana amin’izany. Tsy misy afaka hampiseho izany amin’ny fotoany afa-tsy Izy irery ihany. Mavesatra ho an’ireo lanitra sy ny tany izany, ary tsy ho tonga aminareo izany raha tsy tampoka. Ary manontany Anao izy ireo tahaka ny nampahafantarina momba izany Ianao. Teneno hoe : “Allah irery ihany no manana fahalalana amin’izany”. Nefa ny ankamaroan’ny olona dia tsy mahalala. info
التفاسير: