ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
12 : 66

وَمَرۡيَمَ ٱبۡنَتَ عِمۡرَٰنَ ٱلَّتِيٓ أَحۡصَنَتۡ فَرۡجَهَا فَنَفَخۡنَا فِيهِ مِن رُّوحِنَا وَصَدَّقَتۡ بِكَلِمَٰتِ رَبِّهَا وَكُتُبِهِۦ وَكَانَتۡ مِنَ ٱلۡقَٰنِتِينَ

Toy izany koa i Maria, zanaka vavin’i Imran, izay nitandrina ny maha virijiny azy, ka notsofinay taminy ny fanahy avy Aminay. Natoky tanteraka ny tenin’ny Tompony sy ireo Boky izy, ary isan’ireo nanokan-tena feno fankatoavana. info
التفاسير: