ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
34 : 46

وَيَوۡمَ يُعۡرَضُ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ عَلَى ٱلنَّارِ أَلَيۡسَ هَٰذَا بِٱلۡحَقِّۖ قَالُواْ بَلَىٰ وَرَبِّنَاۚ قَالَ فَذُوقُواْ ٱلۡعَذَابَ بِمَا كُنتُمۡ تَكۡفُرُونَ

Ary amin’ny andro hitondrana ireo tsy mpino eo anatrehan’ny afo, dia holazaina izy ireo hoe : “Tsy io va ny fahamarinana ?”. Hamaly izy ireo hoe : “Izany tokoa ! Marina amin’ny Tomponay.” Hiteny izy hoe : “Raha izany, dia andramo àry ny famaizana nohon'ny tsy finoanareo.” info
التفاسير: