ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
32 : 24

وَأَنكِحُواْ ٱلۡأَيَٰمَىٰ مِنكُمۡ وَٱلصَّٰلِحِينَ مِنۡ عِبَادِكُمۡ وَإِمَآئِكُمۡۚ إِن يَكُونُواْ فُقَرَآءَ يُغۡنِهِمُ ٱللَّهُ مِن فَضۡلِهِۦۗ وَٱللَّهُ وَٰسِعٌ عَلِيمٞ

Ary ampanambadio ireo tsy manambady aminareo, sy ireo mendrika amin’ireo andevonareo lahy sy vavy. Raha mahantra izy ireo, dia Allah no hampanan-karena azy ireo nohon'ny fahasoavany. Ary Allah dia manerana sy tena mahalala. info
التفاسير: