ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
63 : 20

قَالُوٓاْ إِنۡ هَٰذَٰنِ لَسَٰحِرَٰنِ يُرِيدَانِ أَن يُخۡرِجَاكُم مِّنۡ أَرۡضِكُم بِسِحۡرِهِمَا وَيَذۡهَبَا بِطَرِيقَتِكُمُ ٱلۡمُثۡلَىٰ

Niteny izy ireo hoe : “Marina fa ireto olona roalahy ireto dia mpanao majika, mitady hamoaka anareo hiala amin’ny taninareo amin’ny alàlan’ny majikan’izy ireo sy hanafoana ny foto-pinoana mendrika nahazatra anareo”. info
التفاسير: